Teny iditra | tsaikiny > tsaiky | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ankizy [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Enfant [1.13] | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | tsaika | ||
Fivaditsoratra | atsiky, itsika, kitsay, sitaky, sitika, tsaiky, tsikia |
Teny iditra | tsaikiny > saiky | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Sakalava] A child [1.2] | |||||||||||||||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | tsaikiny > saiky | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra na olona ampiasaina ho solon' ny hafa izay toa tiana hotsitsina, na hotsimbinina sao halaky simba: Asiana saikiny ny faladian-kiraro mba tsy ho simba haingana [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | fanampy ~ latsy ~ rikarika ~ safy ~ sosona ~ tamby ~ tohana ~ tsikala | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | tsaikiny > saiky | |||||||||||||||
Sokajin-teny | tenim-piontanana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitovy amin' ny siky [1.1] | |||||||||||||||
Teny iditra | tsaikiny > saiky | |||||||||||||||
Sokajin-teny | tambinteny | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | saika [1.1] | |||||||||||||||
Tovy hevitra | saika | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | isaky, isika, saiky |
Teny iditra | tsaikiny > saikiny | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [angl. second] Amin' ny hira misy feo maro, ilay feo antsoina hoe faharoa, fizarana na paritra mazàna ataon' ny vehivavy iva feo indrindra [1.1] | ||
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Anglisy: second. | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny saikiny io | ||
Fivaditsoratra | isaky, isika, saiky |