Teny iditra (1/4) | 1 -tsaka |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe saka |
Teny iditra (2/4) | 3 tsaka |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] Feo re amin' ny fandidiana zavatra rasaina na lamba tapahina amin' ny antsy maranitra, na amin' ny fanatrabahana tany amin' ny angady maranitra |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#749] Le bruit d'un tranchant coupant quelque chose, d’une pioche pénétrant dans la terre. |
Voambolana |
7 Feo |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny tsaka io |
Teny iditra (3/4) | 13 tsaka |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Fitana rano amin' ny firobohana ao anaty rano. |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3#750] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/4) | 19 tsaka |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.1] ntsaka |
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny tsaka io |
Fivaditsoratra | 23 atsak, katsa, tsaka, -tsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |