|
|
|
|

Teny iditra1  tsakoina
Fototeny  2  tsako
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Potipotehina amin' ny nify ao am-bava: Tsakoy tsara ny zavatra haninao mba tsy hamizana ny vavoninao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be chewed
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on mâche;
Ohatra  7  Rehefa tanehina ka hanina izy, tahaka ny fon-jozoro no tsakoina ao am-bava [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny tsakoina io

Fivaditsoratra  13  akotsany, anatsiko, antsaiko, antsakio, antsioka, asintako, atakosin, atankosi, atsaikon, atsakony, atsikano, iantsako, itsakoan, kotsaina, kotsanay, naotsika, natakosi, natosika, natsaiko, natsiako, natsikao, natsokay, nitosaka, nitsakoa, nitsaoka, nitsoaka, notsaika, takosina, tsaikona, tsakoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21