Teny iditra tsambikina (vikina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihoaran' ny tongotra iray na ny tongotra roa indray miaraka mafy, na misy fefy ihoarana na tsia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A leap, a jump [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Saut [1.3, 1.20]
 Bond [1.3]
 Sautillement [1.8]
Sampanteny 
 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20