| Teny iditra (1/4) | 1 tsangambato |
| Singan-teny | 2 tsangana, 3 vato |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Vato ajoro ho fahatsiarovana miaramila maty an' ady tany lavitra ka tsy hita ny taolambalony
[1.1] 6 vato lehibe ajoro ho fahatsiarovana ny olona maty tany an' ady na noho antony hafa ka tsy hita ny taolambalony [1.62] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a gravestone, cenotaph, tombstone; a stone set up on end as a memorial of some event
[1.2] 8 a monument [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 pierre ou monument commémoratif
[1.8] |
| Ohatra |
10 Vorodamba efa tontan' ny ela no misarona ilay tsangambato (A. Rajon)
11 lo no tsangambato tsy levona mariky ny nanapahan' ny Hova azy. [2.499] 12 Maro ny tsangambato navelany izay ataon' ny olona hoe Vatonkimosy. [2.508] 13 Nanorina tsangambato teo akaikin' Ambaiboho, teo amin' ny moron' i Sahabe, ny mponin' Antsihanaka atsimo, ho fahatsiarovana ireo mpiray tanindrazana aminy namoy aina tao amin' ilay renirano manan-tantara. [2.472] |
| Tovy hevitra | 14 vatolahy |
| Teny nalaina | 15 Soratra misy io teny io |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/4) | 17 tsangambato |
| Singan-teny | 18 tsangana, 19 vato |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Zavatra tokony hotsarovana, asa mendrika hotadidina, andro lehibe na malaza tsy hohadinoina
[1.1] 22 asa mendrika hotadidina sy hotsarovana mandrakariva, andro manan-daza tsy tokony hohadinoina [1.62] |
| Ohatra |
23 Ny boky no tsangambato avelan' ny mpanoratra ho an' ny taranaka
[1.1|1.62]
|
| Teny iditra (3/4) | 24 Tsangambato |
| Sokajin-teny | 25 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 Pendant son incarcération, [Randriamaromanana] a écrit un livre Tsangambato, où il laisse des conseils, des réflexion sur la philosophie malgache, sur le pouvoir, la culture. Cet ouvrage est encore inédit.
[1.59] |
| Voambolana | 27 Haisoratra: boky |
| Mpanoratra |
28 Randriamaromanana Albert |
| Teny iditra (4/4) | 29 Tsangambato |
| Singan-teny | 30 tsangana, 31 vato |
| Sokajin-teny | 32 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 33 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | tsangambato, Tsangambato |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/25 |
|