|
|
|
|

Teny iditra1  tsangambava
Singan-teny  2  tsangana, vava
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taisaka] tsatokaty
5  [1.1] Lovia kely lalina aty fasiana rony, atao koa hoe tsatokaty
Ohatra  6  ranon' ampangory antitra an-tsangambava no manamanitra azy. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02