Teny iditra tsanganana (tsangana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy bikana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay de belle taille, de belle forme; se dit des hommes, des animaux, des maisons [Abinal 1888]
Ohatra Tamin' io fotoana niresahany tamiko io, tsy dia lava tsanganana I Feno, saingy fonetana. [Andraina: Mitaraina, takila 72]

Teny iditra tsanganana (tsangana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Bika. Hevitra itarina: Bikan' olona mijoro lava [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay tableau, colonne [Rajaonarimanana 1995, SLP 1986]
Famaritana frantsay constitution [Rajaonarimanana 1995]
Famaritana frantsay montant. [Voambolana: Haitao] [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2014/10/29