Teny iditra | 1 tsangan-kevitra |
Singan-teny | 2 tsangana, hevitra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana 5 [1.13] foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.5#144] idéologie 7 [1.13] doctrine |
Ohatra |
8 Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany? [2.285#123] |
Voambolana |
9 Filôzôfia |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |