Teny iditra | 1 tsanganolona |
Singan-teny | 2 tsangana, olona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Anaram-bola farantsa volafotsy izay misy sarin' olona telo mitsangana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [2.415#6630] "Où les personnages se tiennent debout" : les pièces de cinq francs de la République française portant sur un côté des images allégoriques de personnes se tenant debout. |
Ohatra |
6 Rehefa izay, dia nakisany teo amin' ny teo amin' ny latabatra teo an-joro firarazana ny seza nipetrahany, nangataka fitaratra izy, natsilaniny teo ambonin' io latabatra io, ary naka vola volafotsy tsanganolona avy any am-paosiny any, najorony kinarinarina teo ambonin' ilay fitaratra. [2.472] |
Voambolana |
7 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |