|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsangy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny vary totoina efa tsaitsainy na efamadivaho fotsy
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)5  tsangy
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Fitondrana ny anaran-dray; fanarenana ny harena aman-draharahan' ny fianakaviana; fanomezana voninahitra ny razana sy ny ray aman-dreny.
Sampanteny 
8  Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21