|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsaoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana
Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)9  tsaoka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Sombin-tany fotsy toy ny ravoravo voavoatra ho fanoratana amin' ny solaitrabe
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.13] craie
Voambolana  13  Haibolantany

Fivaditsoratra  14  akotsa, atosak, atsako, atsoka, tosaka, tsaoka, tsoaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31