Teny iditra | 1 tsapao |
Fototeny | 2 tsapa |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsapaina [Fitanisana] |
Ohatra |
4 tsapao kely ange ho hitanao ny hatavin' ity vorona ity e! [1.1] 5 tsapao aho, ka fantaro ny hevitro! [2.996] |
Fivaditsoratra | 6 aposta, apotsa, tsapao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |