Teny iditra tsara mandroso, tsara miverina (tsara, roso, verina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy firariana ny dian' ireo handeha lavitra ho lavorary, na eo amin' ny fandrosoana ho any na ny fiverenana hody [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31