Teny iditra | tsara rano nandroaña | |
Singan-teny | tsara ; rano ; androana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Tsara vintana [1.78] | |
Teny iditra | tsararanonandroana | |
Singan-teny | tsara ; rano ; androana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taifasy] « Le nom de cet arbre, écrit J.M. Estrade, Le Tromba (1977) p. 155, signifie : qui s'est baigné dans la bonne eau ; il a donc des vertus bénéfiques ». Non identifié. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28 |