Teny iditra tsara va (tsara, va)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fiarahabana fanao raha Andriana ilay arahabaina: Tsara va, Tompoko [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a greeting: tsara va? are you well? [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay salutation à la noblesse autrefois: tsara va? comment allez-vous? [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  kaosy
Teny nalaina 

2012/10/06