| Teny iditra | 1 tsaroana |
| Fototeny | 2 tsiaro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 dont on se souvient, dont on fait mémoire
[1.3] |
| Ohatra |
6 hotsaroako mandrakariva ny soa nataonao ahy
[1.1]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11 tsarovana, tsarovina |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 anatsora, 15 asantaro, 16 asatrona, 17 soratana, tsaroana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|