|
|
|
|

Teny iditra1  tsarovana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] dont on se souvient, dont on fait mémoire
Ohatra  5  [1.1] hotsarovako mandrakariva ny soa nataonao ahy
Fototeny  6  tsiaro
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11  tsaroana, tsarovina
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny tsarovana io

Fivaditsoratra  13  tsarovana, voarantsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21