|
|
|
|

Teny iditra1  tsaroana
Fototeny  2  tsiaro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] dont on se souvient, dont on fait mémoire
Ohatra  6  hotsaroako mandrakariva ny soa nataonao ahy [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11  tsarovana, tsarovina
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny tsaroana io

Fivaditsoratra  17  anatsora, asantaro, asatrona, soratana, tsaroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21