Teny iditra | 1 tsatokaty |
Singan-teny | 2 tsatoka, aty |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazan-dovia lalina aty fasiana ro 5 [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka] tsangambava |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] verre à pied, éprouvette |
Ohatra |
7 fatra-pitady ny tsatokaty, ka hihinana amin' ny kapila: sao mitady ny malamalan-kodiavina, ka hihitsoka amin'ny' fotaka be mandrevo; [2.588#] |
Mpanahaka |
8 |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30 |