Teny iditra | 1 tsato-kazo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] hazo atohana ny voly |
Ohatra |
4 [1.436#] Nofefeny tsatokazo madinika manodidina. 5 [2.296#] tsatokazo mpanondro eo an-tsampanan-dàlana ity: tsy hisakana anao tsy handroso, fa mihazona anao kely hieritreritra. |
Singan-teny | 6 tsatoka, hazo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |