|
|
|
|

Teny iditra1  tsatsahina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  tsatsàka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Fotsiana (enti-milaza ny vary totoina fanintelony mba ho fotsy tanteraka): Ny tsatsai-bary no tsatsahinamba ho fotsy tanteraka

Fivaditsoratra  9  itsatsahan, nitsatsaha, tsatsahina, tsiantsaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28