Teny iditra (1/2) | 1 tsefaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny lamba rovitra ka ny fahany no miala ary dia triatra izy; triatra; tresaka. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3, 1.196] fendu 5 [1.3] cassé, déchiré, crevassé, lézardé |
Ohatra |
6 ny hoe tsifaka dia vaky misalasaka, izany hoe vaky saiky misasaka (fiteny koa ny hoe tsefaka. [2.313#] 7 Matroka endrika koa i Davida, gaga noho ny fifamaliana ka vaky, potipotika ny fifankahazoan' izy roa lahy, tamin' izay, toa fitaratra tsefaka, nataon' ny fofon-drivotra sombintsombiny tsy tambo isaina. [2.270#120] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 tsefaka |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.196] (allusion au fruit qui se fend pour laisser apparaître les graines, extrêmement toxiques). Cnestis polyphylla Lam. (Connaraceae). Graines et racines son employées à préparer des appâts empoisonnés. On ignore quel est leur principe actif. Pas d'alcaloïdes. [Betsimisaraka Avaratra]
|
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 18 atsefak, faketsa, fatsake, fetsaka, tsefaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |