|
|
|
|

Teny iditra1  tsena kely
Singan-teny  2  tsena, kely
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  trano fivarotana misy ny kanonkanona ilaina [1.1]
Ohatra  5  Ranom-boafotsy iray tasy no novidian' ny vavy ho azy teo an-tsenakely tsy lavitra teo. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16