Teny iditra | 1 tsena kely |
Singan-teny | 2 tsena, kely |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] trano fivarotana misy ny kanonkanona ilaina |
Ohatra |
5 Ranom-boafotsy iray tasy no novidian' ny vavy ho azy teo an-tsenakely tsy lavitra teo. [2.470] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |