Teny iditra | 1 tsena lava |
Singan-teny | 2 tsena, lava |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ny tsena ivarotana isan' andro, mifanohitra amin' ny tsena isan-kerinandro izay indray andro amin' ny herinandro ihany vao misy [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16 |