Teny iditra | 1 tsentsina |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra entina hanampenana loaka na vava lavaka na vava tavoahangy, tampina: Afaka ny tsentsin-tavoahangy Misy zavatra manampina: Tsentsina ny fantsona ka tsy mandeha ny rano Misy zavatra misakana: Tsentsina ny lalana Feno dia feno: Tsentsina ny tranonay Tototra: Tsentsin' ny raharaha aho ka tsy afaka handray olona. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] bouché |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 10 tampina |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 23 atsentsin, natsentsi, tsentsina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |