|
|
|
|

Teny iditra1  tsianaby
Singan-teny  2  isika, aby
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Isika rehetra. (Rehefa misy mievina dia hoy ny olona manatrika hoe: "Velona", ary hoy kosa ilay mievina hoe: "Tsianaby")
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] nous tous. Quand quelqu'un éternue, on lui dit "ela velona", vive longtemps. Il répond "tsianaby", (vivons) nous tous

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/24