|
|
|
|

Teny iditra1  tsianjery
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fomba fianarana na filazana zavatra tsy mijery boky fa ankandrina fotsiny amin' izao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] récitation
Ohatra  5  [2.532] tsy maintsy amin'ny fotoana sy fihetsika voafetra miaraka amin'ny tsianjery amin'ny teny tsy fantatra!
6  [2.471] Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony
7  [2.470] Toa zary hira akory aza ilay fivavahana tsianjery miverimberina
Singan-teny  8  tsy, jery
Tsipelina hafa  9  tsyanjery

Fivaditsoratra  10  tsianjery, tsy an-jery

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21