|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  tsibolo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] jereo dromatsy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] cil, poils
Voambolana  5  Haiaina
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)8  tsibolo
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.13] zavatra mitsilotsilo mandrakotra ny tsinay
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.13] villosité intestinale
Voambolana  12  Haiaina

Teny iditra (3/4)13  tsibolo
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.13] karazana fanday
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.13] chenille
Voambolana  17  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  18  tsibolobolo

Teny iditra (4/4)19  tsibolo
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.1] Hazo madinika tsy misy ravina (Hernonia scorpia)
Fanazavàna teny frantsay  22  [1.196] (de volo : poils, duvet, se dit des jeunes poussins qui sont nus, sans duvet, à la naissance). Par extension, nom des plantes sans feuilles :
Plumbago aphylla Bojer (Plumbaginaceae). Vendu sur le marché aux herbes de Tananarive. La décoction s'emploie en instillations et lotions de l'oeil en cas de conjonctivite ; aussi en gargarismes contre les gingivites. Anti-inflammatoire. [Merina]
Henonia scoparia Moq. (Amaranthaceae). Arbuste aphylle couramment employé à faire des balais. Nom et identité relevés par A. Grandidier. [Bara]
Voambolana  23  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02