Teny iditra tsidi-pahitra
Singan-teny tsidika ; fahitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy 1) famangiana miserana fotsiny mba hahazoana milaza hoe efa nitsidika; -2) tsirambina amin' ny zavatra atao (avy amin' ny tsy fahavarana mijery ny fahitra misy ny omby isan' andro fa indraindray ihany) [1.1]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/08