|
|
|
|

Teny iditra1  tsidi-pahitra
Singan-teny  2  tsidika, fahitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] 1) famangiana miserana fotsiny mba hahazoana milaza hoe efa nitsidika; -2) tsirambina amin' ny zavatra atao (avy amin' ny tsy fahavarana mijery ny fahitra misy ny omby isan' andro fa indraindray ihany)
Kamban-teny 
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny tsidi-pahitra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07