|
|
|
|

Teny iditra1  tsifolofolo
Fototeny  2  folo
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza filaharana na fanokoana folo folo avy: Natokony tsifolofolo ireo voanjo kely namidiny
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] dix à dix
Ohatra  6  Nangalana ny ankilany sy andaniny,
Dia nasesy samy tsifolofolo hatrany
[2.576]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11