|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsihina
Fototeny  2  tsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tantavanina: Tsiho tsara ny rano fa toa maloto izy izany
Lanina, alaina tsikelikely: Notsihiny tao lahy ny haren' ny olona ka lany terỳ !
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  tsihina
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.196] (de tsi, négation ; et hina : entente, accord ; la recherche de son tubercule est une cause de conflits, de disputes). Dioscorea antaly Jum. & H.Perrier(Dioscoreaceae). Tubercule alimentaire. [Tandroy]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  14  ahitsin, hanitsy, hatsiny, hitsina, itsihan, nahitsy, natsihi, nitsiha, sitahin, tsiahin, tsihina, tsy nahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02