Teny iditra | 1 tsihy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tahon-javamaniry madinika -- toy ny zozoro na ny herana na harefo -- voarary ka atao lafika hipetrahana na hatoriana na hisakafoana (atao hoe: fandambanana izy amin' ity farany ity) Karazan-tsihy: tsihyhisatra, tsihyrindra, tsihytokandambana, tsihyvitrana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a mat made of rushes or palm fronds |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] natte de jonc |
Ohatra |
6 [2.470] Nanatona an-drainy mitomoetra ambony tsihy izy nony inona. 7 [2.472] I Neny dia nandrary tsihy sy harona; |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny tsihy io |
Fivaditsoratra | 20 hitsi, hitsy, tsihi, tsihy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |