|
|
|
|

Teny iditra1  tsihy hisatra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsihy madinika mahafinaritra vita amin' ny hodi-jozoro, mamirapiratry ny hodi-jozoro, ka vita rary madinika ary tokandambana; mazàna ampiasaina hatao fatoriana ny tsihy hisatra
Singan-teny  4  tsihy, hisatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07