|
|
|
|

Teny iditra1  tsikakakaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hehy mafy sady lavareny
Feon' akohovavy raha misy zava-manaitra na mampitahotra azy
Voambolana  4  Feo
Fototeny  5  kakakaka
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21