Teny iditra (1/2) | 1 kakakaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fihomehy lava tapatapaka sy mafy heno lavitra. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] loud laughter |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] éclats de rire |
Ohatra |
6 [2.285] Dia kakakaka sy maso difotry ny hehy no mameno ny trano. 7 [2.472] kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. 8 [2.895] Ny tary an trano kosa dia tsy nandre ilay kiaka tokana nivoaka ny tendan' ity zazavavy fa mbola variana nikapa dia nikapa resaka tamin-dRafotsy ka tsy nifandrenesana ny hehy sy ny kakakaka ary ny tokelakelak' ilay vaviantitra. |
Voambolana |
9 Feo |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 15 kakakaka |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3#303] [duplicatif fréquentatif] |
Fototeny | 19 kaka |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 21 akakakak, kakakaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |