|
|
|
|

Teny iditra1  tsikalaina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  tsikala
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Asiana tsikalana: Tsikalao io vata hazo io fa mando ity efitra misy azy ity
Tsipelina hafa  9  tsikalana, tsikalanina

Fivaditsoratra  10  ailantsika, alaintsika, alantsikay, atsikalany, ialantsika, itsikalana, nalaitsika, tsikalaina, tsikalanay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21