Teny iditra (1/2) | 1 tsikalana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.78] [Tambahoaka]
tapa-kazo atao hidin-trano 9 [1.1] Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikalana ao ambanin' ny vata Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.13] liteaux, cale |
Tovy hevitra | 11 tsikala |
Teny iditra (2/2) | 12 tsikalàna |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny iharana |
Fototeny | 14 tsikala |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] Asiana tsikalana: Tsikalao io vata hazo io fa mando ity efitra misy azy ity |
Tsipelina hafa | 20 tsikalaina, tsikalanina |
Fivaditsoratra | 21 alantsika, atsikalan, nalatsika, natsikala, nilatsaka, tsikalana, tsikalàna, tsilakana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |