Teny iditra | tsikera (kera) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hahatonga zavatra hisaratsaraka, hibofaka, tsy hifintina na hifitsaka; fisavasavana ny lafiny rehetra amin' ny hevitra iray nomena; fitanisanisana ny kileman' olona iray [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Critique, analyse [1.13, 1.5] | |||||||||||||||
Ohatra | Izany rehetra izany dia tsikera nataon' olona teo imason' i Voavy taty aoriana, ary mba nohazavainy tamin' izy roa lahy namany nony avy eo.
[2.472] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | karitse, retsika, sekatry, tsarike, tserika, tsikera, tsirake |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |