Teny iditra tsikirity
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voronkely mitovitovy bika amin' ny fody, fa kely ary matetika miara-dia aminy saingy mpanara-dia fotsiny, nahatonga ilay ohabolana hoe: "Tsikirity momba fody: tsy tompon-dia fa mpanaraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The weaver-finch [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le bouvreuil nain. Spermestes nana, Pucheron [1.3]
 Bouvreuil nain [1.54]
 Petit oiseau, le bouvreuil nain [1.8]
Anarana siantifika Spermestes nana
Ohatra Indreny ny fitatra liana ady, ny fody mpisodisody, ny tsikirity mpisitisity fa samy niantsa ny kalony avy, hitory ny hamamin' ny miaina. [2.5]
Voambolana 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra tsikirity
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry mandadina fihinan-dravina ( Mussaenda arcuata) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Petite liane dont on mange les feuilles. Mussaenda arcuta, Lam. [1.3]
  [Bara, Betsileo, Merina] (de tsi : négation ; et kirity : celui qui est raide ; allusion aux branches flexibles de cet arbuste). Mussaenda arcuata Lam. ex. Poir. (Rubiaceae). Les bourgeons et jeunes pousses étaient utilisés comme légume. Ils sont riches en lysine, acide aminé qui fait souvent défaut dans la ration malgache. D'après Descheemaeker, on fait dans le Betsileo une décoction de cette espèce comme contrepoison. Le fruit est comestible et s'appelle voamahagegy. Voir aussi vahindaingo, voandaingo, etc. [1.196]
Anarana siantifika Mussaenda arcuata
Ohatra tsikirity iray ala
vonin-tseva iray lohasaha
[2.131]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30