Teny iditra tsikitsiky (tsiky)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Ohatra 
1Tsikitsiky feno hambo, toky tsy mba haiko voasana: 'Zay no toetra namakiany 'zany aloky ny fasana. [2.1022]
2Ary tandrinao moa ilay fomban' ny Malagasy hafa kely arahin-tsikitsiky mody mianina sy mody afa-po izay? [2.296]
3Bonjour, Mademoiselle, hoy izy tamin' ny feo feno fanajana narahin' ny tsikitsiky sy endrika miramirana. [2.499]
Haiendriteny 
Tsotra : tsikitsiky, tsikitsikiko, tsikitsikinao, tsikitsikiny, tsikitsikintsika, tsikitsikinay, tsikitsikinareo, tsikitsikin', tsikitsikin-, tsikitsikim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20