Teny iditra | 1 tsikoko |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Loto mitankosina amin' ny hoditra; tseroka. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] grime on the body, on garments, etc |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] crasse 6 [1.5] crasse adhérente à la peau. Synonyme: tseroka |
Ohatra |
7 [2.472] ny dikan' izany dia manala ny akoram-potaka sy takela-tsikoko mandrakotra ny hoditra. |
Fototeny | 8 koko |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny tsikoko io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |