|
|
|
|

Teny iditra1  tsikorovana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10#H.287] [Merina] [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno.
4  [1.1] Karazam-boronkely tsara tarehy, misy sangany, manga feo
Fanazavàna teny anglisy  5  [2.190#262] Madagascar black bulbul
Fanazavàna teny frantsay  6  [2.191#314] bulbul noir
Voambolana  7  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  8  horova, horovy, horovana, sokonina, sokoreva
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10