Teny iditra horovana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [Ravelojaona 1937]
 Jereo tsikorovana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy Madagascar black bulbul [Langrand: Birds]
Fanazavàna teny frantsay merle cendré de Madagascar, (Buffon). Hypsipetes madagascariensis, Muller. [Abinal 1888]
 bulbul noir [Langrand: Oiseaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Hypsipetes madagascariensis
Mpitovy hevitra horova ~ horovy ~ sokonina ~ sokoreva ~ tsikoreva ~ tsikorovana

Teny iditra horovana (rova)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe rovana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31