|
|
|
|

Teny iditra1  tsikorovana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [Merina] [1.10#H.287]
4 Karazam-boronkely tsara tarehy, misy sangany, manga feo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 Madagascar black bulbul [2.190#262]
Fanazavàna teny frantsay  6 bulbul noir [2.191#314]
Voambolana  7  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  8 horova, horovana, horovy, sokonina, sokoreva
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08