Teny iditra | tsilaingalainga (lainga) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Lainga atao toy ny kilalao amin' ny fodiana manao izao na izao [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on fait par jeu en imitant quelque chose, gasconnade, poisson d'avril [1.3] | |
Tsipelina hafa | kilaingalainga [1.3#769] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |