Teny iditra Tsimandao
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy Iraka mpitondra ny taratasim-panjakana tany ivelany fahizay [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Teny iditra Tsimandao
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Famaritana frantsay voir Zomandao [Rajemisa 1966]
Voambolana 

2014/06/16