Teny iditra |
Tsimandoa
|
Sokajin-teny | anaram-poko
|
Fanazavàna teny malagasy | Iraka mpitondra ny taratasim-panjakana tany ivelany fahizay [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ tsy mandoa ] Les courriers royaux s' appelaient : ceux qui ne payent pas.
Ils étaient défrayés de tout dans les villages où ils passaient. [2.415]
|
Ohatra |
1 | Ary Tsimandoa tononina ankehitriny.
[2.48]
|
2 | Mafy ihany izany fanompoan' ny Tsimandoa izany, hoy izy.
[2.643]
|
3 | Tsimandoa no niantsoana ireny olona mpitondra hafatra ireny.
[2.117]
|
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Lahatsoratra |
|