Teny iditra | 1 Tsimandoa |
Sokajin-teny | 2 anaram-poko |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Iraka mpitondra ny taratasim-panjakana tany ivelany fahizay |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.415#311] [tsy mandoa] Les courriers royaux s' appelaient : ceux qui ne payent pas. Ils étaient défrayés de tout dans les villages où ils passaient. |
Ohatra |
5 [2.48] Ary tsimandoa tononina ankehitriny. 6 [2.643#64] Mafy ihany izany fanompoan' ny tsimandoa izany, hoy izy. 7 [2.117#118] tsimandoa no niantsoana ireny olona mpitondra hafatra ireny. |
Voambolana |
8 Tantara |
Tsipelina hafa | 9 tsimandao |
Lahatsoratra |
10 Randzavola: tsimandoa ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 11 Tsimandao, Tsimandoa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |